Hanome hery ny Vondrom-piarahamonina
Maro no tia mijery avy eny an-kilid'andriny fotsiny ny fanombohan'ny zava-tsoa
Fa raha te hiakatra (Boost up) isika dia tsy maintsy manome hery ny vondrom-piarahamonina, amin'ny maha-lelafo iray aminy antsika.
Na amin'ny maha-rano lehibe iray antsika, izay manangona ny fandraisana anjaran'ny vondrom-piarahamonina ho ranomasina be fahagagana.
Ny zava-tsoa dia tsy mitsoaka avy any an-danitra ho antsika toy izany fotsiny.
Koa aoka isika hiakatra (Boost up) hanome hery ny vondrom-piarahamonina.