Tamin'ny nofy tokony ho herintaona lasa izay, nahita sary iray nataoko aho, avy eo nifoha ka tena nahita azy teo amin'ny hazavana malefaka tao amin'ny efitranoko. Toa hoatran'ny nitsambikina avy tao anaty nofiko ho amin'ny zava-misy izany. Tamin'ny fomba mahagaga ...